Teny iditra indray andro mahamay (iray, andro, may)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy ny tontolo andro manomboka ny maraina ka mandrapaharivan' ny andro, indray andro tontolo [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31