Teny iditra indray andro maninjitra (iray, andro, hinjitra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ny tontolo andro manomboka ny maraina ka mandrapaharivan' ny andro, indray andro tontolo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy all the day long, the whole day, an entire day [Richardson 1885]
Voambolana 

2010/06/01