Teny iditra indray mahamasa-bary (iray, masaka, vary)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy halavam-potoana mitovy amin' ny fotoana ahamasahan' ny vary andrahoina (eo amin' ny antsasak' adiny eo) [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy in about half an hour ; lit. as long as one cooking of rice. [Richardson 1885]
 the time it takes to cook rice (something over 30 minutes) [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay le temps qu'il faut pour faire cuire du riz [Hallanger 1974]
 le temps nécessaire à la cuisson du riz. Environ une demi-heure. [Veyrières 1913]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31