Teny iditra indray mitono valala (iray, tono, valala)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy halavam-potoana mitovy amin' ny fotoana ahamasahan' ny valala atono amin' ny afo (eo amin' ny roa minitra eo) [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy in a moment ; lit. as long as the frying of a locust. [Richardson 1885]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31