Teny iditra | indriako | |
Sokajin-teny | mpisolo anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Misolo ny olona itenenana, fampiasan' ny samy vehivavy, indrindra ny zazavavy mifankazatra: Indriako no tsy te handeha ho [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Thou, you. A word used by women in a familiar style of address. Somewhat like My dear. Comp. Ialahy. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Amie, camarade (entre femmes) ; cf. dràko, dria. (lòngo). [1.19] | |
Tsanganana sy sary iray takila | ny mpisolo rehetra | |
Fivaditsoratra | indriako, kiridona |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |