Teny iditra | inefapolo (efapolo (efatra, folo)) | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny anglisy | Forty times [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Quarante fois [3.1] | |
Ohatra | Tokony ho roa hoatra an'i Toamasina sy Antananarivo no halaviny, fa ny azy tsara ny ialana ary inefapolo izahay no nanova soavaly, ary ny soavaly indray mitondra kalesy, dimy.
[2.366] | |
Voambolana | Matematika: rafitrisa | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |