Teny iditra | inefatra (efatra) | ||||||
Sokajin-teny | tambinteny | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fiverenan-javatra intelo miampy indray mandeha [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Four times [1.2] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Quatre fois [3.1] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Voambolana | Matematika: rafitrisa | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny inefatra io | ||||||
Fivaditsoratra | atrefina, fanarety, fara teny, fietrana, finareta, firañeta, inefatra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |