Teny iditra inenina (enina)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Enti-milaza fiverenan-javatra indimy miampy indray mandeha [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy six times [Richardson 1885]
Famaritana frantsay six fois [Abinal 1888]
Voambolana 
Sampanteny 
Endriteny 
inenina
inenin'
Ohatra 
1Efa inenina izy mianaka no niala maina. [Ravalison: Atodiorokoroka]
2Ny Katsaka efa hita fa mamoaka inenina amby telopolo hoatra ny lanjan' ny tenany amy ny telo volana sy tapany. [Baron: Botany]
Teny nalaina 

2019/08/17