Teny iditra Ineny (i, neny)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Teny iantsoana ny reny na ny vehivavy lehibe mendri-panajana izay tokony ho renin' ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Mother. A familiar word used by children in speaking of their nurses, or mother, or by any one in addressing an elderly woman. [1.2]
 Mother [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Mère [1.3, 1.8]
 Maman
Terme honorifique dont on se sert à l'égard des nourrices, des femmes âgées ou respectables [1.3]
Ohatra 
1Avy taiza hianareo mianaka, hoy Ineny. [2.332]
2Ny fahalalahany no nampitomany azy, ry Ineny. [2.529]
3Avia ange, manatona eto Ineny malala, hoy Raozy. [2.499]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31