Teny iditra Ing
Sokajin-teny   anarana (fanafohezanteny)
Famaritana malagasy   Ingahy [3.1]
Ohatra   Azo lazaina ho takona tanteraka ny dian'Ing. Chissano sy Ing. Simao iraka avy amin'ny vondrona SADC tamin'ity indray mitoraka ity. [ , 2013.04.13]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2015/03/19