Teny iditra injao
Sokajin-teny   tenim-piontanana [firaketana]
Famaritana malagasy   Enti-manondro olona ao amin' ny toerana anankiray takona tsy hitan' ny maso: Injao Rakoto fa vohay [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   listen! Hark! [Richardson 1885]
   there! [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   là! (tout près) [Hallanger 1974]
Fitovian-keviteny   inao

Nohavaozina tamin' ny 2010/06/01