Teny iditra ino
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiaikena ho marina [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay action d'acquiescer, de se soumettre sans réserve, de se déclarer convaincu et persuadé
¶ action de croire, d'admettre les vérités de la foi [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra ino
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Sihanaka] inona [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] inona ( maninona) [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay  [Sakalava] quoi ? [David 1952 (takila I)]
Teny mitovy hevitra manino
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra
Ohatra 
1Ino moa karamanao? [Gueunier: Contes, takila 62]
2Ino hoy i, ataoko zaho ato fa. [Razafiarivony: Harivolana, takila 192]

2018/12/16