Teny iditra intelo (telo)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Miverina indroa miampy indray mandeha [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy three times [Richardson 1885]
 three times (and so with other numerals) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay trois fois [Abinal 1888]
 trois fois (même formation pour les autres numéros [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Ohatra 
1Intelo izy no nitsangana hiditra ho ao amin-dRazaimalala [Rajohanesa: Kintana]
2Tsy nihinana intelo intsony izahay, fa indroa isan'andro [Andraina: Mitaraina]
Teny nalaina 

2017/05/15