Teny iditra intsivy (sivy)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fiverenan-javatra na asa imbalo ampiana indray mandeha. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Nine times [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Neuf fois [1.3]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20