Teny iditra io
Sokajin-teny   mpisolo anarana [firaketana]
Famaritana malagasy   Enti-manondro akaiky nefa tsy voafaritra tsara ny halavitany: Tsy tiako io sary io, omeo azy io raha tiany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   that; plur. ireo [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   celui-là; plur. ireo [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2010/06/01