Teny iditra io ... io
Singan-teny io
Sokajin-teny kambanteny
Ohatra 
1Iza io mpanoratra io? [2.313]
2Inona io hery ao aminy io? [2.296]
3na io jirika nahita azy roa lahy io [2.324]
4Io voady io tontosa no mitarika ny saotra [2.245]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01