Teny iditra iombonana (ombona)
Sokajin-teny   matoantenin'ny fameno
Famaritana malagasy   Iarahana manao: Iombonanay telo tonta [...]
¶ Ikambanana manana: Iombonanay fito mi [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   [Richardson 1885]
   to be the object of joint ownership or of joint effort [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   au sujet de quoi on associe ses efforts [Hallanger 1974]
Ny bikany  
iombonana
iombonako
iombonanao
iombonany
iombonantsika
iombonanay
iombonanareo
iombonan'
iombonan-
iombonam-
iombona-
niombonana
niombonako
niombonanao
niombonany
niombonantsika
niombonanay
niombonanareo
niombonan'
niombonan-
niombonam-
niombona-
hiombonana
hiombonako
hiombonanao
hiombonany
hiombonantsika
hiombonanay
hiombonanareo
hiombonan'
hiombonan-
hiombonam-
hiombona-
iombony
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/05