Teny iditra ira
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Landy voafoly voantsody, izany hoe efa nahodidina ny tolotra ka mby efa hatao amin' ny fantaka. [Rajemisa 1985]
 landy, voafoly, voatsody [SLP 1986]
Famaritana frantsay écheveau [SLP 1986]
Sampanteny 

Teny iditra irà
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotroiny [Rajemisa 1985]
 toerana avo iavian'ny rano [SLP 1986]
Famaritana frantsay amont [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra erà
Teny mifanohi-kevitra 

2012/12/26