Teny iditra iraika (iray)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mitovy amin' ny "iray" ihany, saingy fampiasa rehefa miaraka amin' ny isa hafa izay mitohy aminy amin' ny alalan' ny "ambin' ny", "amby": Iraika ambin' ny folo. / Iraika amby zato [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] iray [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy one, used in the numerals 11, 101, etc, as: iràika àmbin' ny fòlo (one with ten), eleven [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay un; sert à former les numéros; ex. iràika àmbin'ny fòlo, onze [Hallanger 1974]
Mpanahaka  iray ~ isa

2009/02/23