Teny iditra iraka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Olona alefa amin' ny toerana iray mba hitondra teny na haka zavatra na olona, na handamin-draharaha: Iraka mahatoky no nampitondrainy hafatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a messenger [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay messager, envoyé [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny nalaina 

2012/12/26