Teny iditra irariana (rary)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1ka irariana ny hikarohana ireo izay mbola miparitaka any ho any. [2.606]
2Etsy an-daniny irariana ny hankatoavan' ny mpanohitra samihafa azy. [4.27]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : irariana, irariako, irarianao, irariany, irariantsika, irarianay, irarianareo, irarian', irarian-, irariam-, iraria-
Ny lasa : nirariana, nirariako, nirarianao, nirariany, nirariantsika, nirarianay, nirarianareo, nirarian', nirarian-, nirariam-, niraria-
Ny hoavy : hirariana, hirariako, hirarianao, hirariany, hirariantsika, hirarianay, hirarianareo, hirarian', hirarian-, hirariam-, hiraria-
Filaza mandidy : irario

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/10/14