Teny iditra iray fileovana
Singan-teny iray ; fileovana
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: miray hina [1.1]
Ohatra ity no hasehontsika : vahoaka monina eo amin' ny farirany anankiray ka : iray firazanana, iray fiteny, iray kodrazana, iray fileovana. [1.342]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12