Teny iditra irery
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Iray, tokana, tsy misy namana: Olona [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   solitary, alone [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   solitaire, seul [Hallanger 1974]
Ohatra   Ny vy tsy hiko-rontana irery; [Ndemahasoa: Antakay, takila 72]
Izaho irery sisa no tokan-tena. [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 25]
Sampanteny  
Ny bikany  
irery
ireriko
irerinao
ireriny
irerintsika
irerinay
irerinareo
Fitovian-keviteny   tokana
Teny nalaina  
Fifanahafana   iray ~ tokana ~ hany ~ fotsiny ~ monja ~ singana ~ tsy amboa tsy lambo ~ irery tena ~ boribory ~ vato kiboribory

Teny iditra irerỳ (irỳ)
Sokajin-teny   mpisolo anarana [firaketana]
Famaritana malagasy   Enti-manondro zavatra na olona maro ka n [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   those far away (in sight), plural of iry [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   ceux-là, bien loin (visibles); pluriel de iry [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2016/11/06