Teny iditra iritra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanaovana an-tsitrika ao anaty rano; fandevenana amin' ny fasana vonjy maika eo akaikin' ny fasana lehibe: Mandevina amin' ny fasana an' iritra [Rajemisa 1985]
Sampanteny  
Tsipelina hafa  

Nohavaozina tamin' ny 2012/12/26