Teny iditra iroana
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana frantsay Ce, celui-là, celle-là; voilà [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra iroa ~ iroakatra ~ irokatra ~ irokitra ~ irony
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra
Ohatra lo dobo kely iroana, ka soa dia soa tokoa; [Razafintsalama: Dobo]

2018/12/16