Teny iditra irotsahana (rotsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Tsy mora velively anefa izay manjary mpiady ho an' ny voailikilika izany, satria tsy ho an' olona mitsitokotoko no irotsahana ho mpiady [1.369]
2sy ireo fepetra irotsahana an-tsehatra eo amin' ny tolotra anatiny raha sendra misy ireo tranga manahirana [1.384]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : irotsahana, irotsahako, irotsahanao, irotsahany, irotsahantsika, irotsahanay, irotsahanareo, irotsahan', irotsahan-, irotsaham-, irotsaha-
Ny lasa : nirotsahana, nirotsahako, nirotsahanao, nirotsahany, nirotsahantsika, nirotsahanay, nirotsahanareo, nirotsahan', nirotsahan-, nirotsaham-, nirotsaha-
Ny hoavy : hirotsahana, hirotsahako, hirotsahanao, hirotsahany, hirotsahantsika, hirotsahanay, hirotsahanareo, hirotsahan', hirotsahan-, hirotsaham-, hirotsaha-
Filaza mandidy : irotsahy, irotsaho

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20