Teny iditra irỳ
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy Enti-manondro lavitra fa taza-maso tsara: Jereo irery vorona manao faribolana ambonin' irỳ tendrombohitra [Rajemisa 1985]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Teny iditra iry
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitadiavana hanana. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy an ardent desire [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay désir ardent [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 

2018/12/15