Teny iditra isa
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ny atao hoe isan-javatra na olona dia ny teny milaza na firy na firy ireo zavatra na olona ireo: Dimy no isan' ny rantsantanana an' ila
¶ Teny enti-milaza ny hoe "iray" eo am-panombohana manisa: isa, roa, telo [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy one, each, every [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay est toujours employé pour un, quand on commence à compter. [Abinal 1888]
 un, chacun [Hallanger 1974]
Fanazavàna iraisam-pirenena  1 [3.1]
Voambolana 
Sampanteny 
Haiendriteny 
isa
isany
isan'
isan-
isam-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  iray ~ iraika
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Fifanampiana
Fampitomboana
Ohatra 
1Tokony ho 80 no isany [Rabary: Daty, takila 1128]
2Tsy hita isa ny vahoaka [Razoharinoro: Soratra, takila PAGE]
3fa miovaova isanandro, isam-bolana, isan-taona [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 292]
4Ny hetra aloa dia variraiventy isan' olo-miaina sy vary roa vata isam-pangady [Randriamamonjy: Tantara, takila 442]
Lahatsoratra 

Teny iditra isa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny atoa hoe isan-javatra na olona dia ny teny milaza na firy na firy ireo zavatra na olona ireo: Dimy no isan'ny rantsantanana an'ila.Teny enti-milaza ny hoe "iray" eo am-panombohana manisa: isa, roa, telo...Isa fa tsy roa na safatsiroa: tokana tsy manan-tsahala (teny entina mandoka olona na zavatra maningana eo amin'ny toetra na ny hatsaran-tarehy).Isa landy: isa atoa tsiefaefatra hatrany. [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a number [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay nombre [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP 1986]
 numéro [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 action de compter [Abinal 1888]
 cardinal [SLP 1986]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  Fanisana vaovao
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Fifanampiana
Fampitomboana
Lahatsoratra 

Teny iditra isa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hira sy haisoratra betsileo. Misy karazany efatra ny isa, dia ny isan' andravava na kilalao, ny isan-drary, ny isam-balahazo, ary ny kitari-daolao. [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2021/09/24