Teny iditra isa fa tsy roa
Singan-teny isa ; fa ; tsy ; roa
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tokana tsy manantsahala (teny entina mandoka olona na zavatra maningana eo amin' ny toetra na ny hatsaran-tarehy) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Incomparable, unique, sans égal [1.3]
 Qui n' a pas son second. Qui n' a pas son pareil, soit en bien, soit en mal. [2.415]
Tovy hevitra tsy manam-paharoa
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/23