Teny iditra isam-batan' olona
Singan-teny isa ; vatana ; olona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny tenan' ny olona tsirairay avy, isan' olona, ny olona tsirairay tsy misy avahana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay [ isam-batana ] Chacun en particulier, individuellement [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/14