Teny iditra | isam-bolana (isa, volana) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Famaritana malagasy | Teny enti-milaza ny andro ahatongavan' ny fotoanan'ny vehivavy [Rajemisa 1985] | |
Voambolana | Haiaina ~ Fahasalamana | |
Teny mitovy hevitra | fadimbolana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |