Teny iditra isam-pangady
Singan-teny isa ; fangady
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] (isampangady) hetra isam-pangady [1.78]
 Ampahany (tokony ho intelon' ny vata: 6 dal) amin' ny vary vokatra izay omen' ny olona ny mpanjaka mba ho fankatoavana azy amin' ny maha-tompon' ny tany azy. (Raha menabe ny tany, dia an' ny mpanjaka manontolo ny isam-pangady, fa raha menakely kosa, dia animahana ho an' ny tompomenakely ka raha Andriamasinavalona ilay tompomenakely dia omena ny antsasany ary raha zanak' andriana kosa, tsy omena afa-tsy ny ampahadiminy [1.1]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/23