Teny iditra isan-enim-bolana
Singan-teny isaka ; enina ; volana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny frantsay [ isan' enimbolana ] Semestriel [1.66]
Ohatra Toa tsy mbola nisy fahavorian' olona marobe tahaka izany, na tamin' ny fitokanantrano, na tamin' ny lohavolana, na tamin' ny Isan' Enim-Bolana [2.649]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/30