Teny iditra isao (isa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao isaina [fitanisana]
Ohatra Isao ireny vorona manidina ireny raha vitanao [Abinal 1888]

Teny iditra isao (isa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny fitaovana isana [fitanisana]

2012/12/26