Teny iditra isika
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Fanao teny lazaina, misolo ny olona miteny raha maro ka tsy manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy: ~ Samy olombelona mety diso daholo isika.(Raha manavaka ny tena amin'ny olona itenenana, dia izahay no ampiasaina: ~ Malagasy izahay fa ianareo vazaha). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy We, including the speaker and the spoken to. Compare izahay. [Compare Rotumah is and New Hebrides akaija.]) [1.2]
 We (including those addressed) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Nous (y compris ceux à qui on parle). [1.3]
 Nous (inclusif) [1.5, 1.8]
Fanazavàna teny italianina Noi [1.18]
Kamban-teny 
Lohateny Tanindrazana sy Firenena ary isika Malagasy (Ravelojaona)
Mpanahaka  antsika ~ -ntsika, -tsika
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Teny iditra ïsika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] hira [1.78]
Tovy hevitra hosika

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11