Teny iditra isina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandefasana fofon' aina hivoaka any an' orona mba hivoahan' ny lelo, fanesorana ny lohan' ny lahinjiro efa manjary lavenona fotsifotsy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de se moucher [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra isiña
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Sery [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31