Teny iditra | isitra | |||
Sokajin-teny | tenim-piontanana | |||
Famaritana malagasy | Teny enti-manambara fandavana, tsy fahafaliana na fanesoana koa aza [Rajemisa 1985] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny iditra | isitra | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | Fandavana ny hadisoana amin' ny fanolahana azy amin' ny hafa [Rajemisa 1985] | |||
Sampanteny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |