Teny iditra isotroana (sotro)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Ravina natao soroka (sotro) no isotroana ny rano. [2.245]
2Ary kikisana amin'ny vilia koa, ka androana sy isotroana. [1.353]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : isotroana, isotroako, isotroanao, isotroany, isotroantsika, isotroanay, isotroanareo, isotroan', isotroan-, isotroam-, isotroa-
Ny lasa : nisotroana, nisotroako, nisotroanao, nisotroany, nisotroantsika, nisotroanay, nisotroanareo, nisotroan', nisotroan-, nisotroam-, nisotroa-
Ny hoavy : hisotroana, hisotroako, hisotroanao, hisotroany, hisotroantsika, hisotroanay, hisotroanareo, hisotroan', hisotroan-, hisotroam-, hisotroa-
Filaza mandidy : isotroy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20