Teny iditra isy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ny fisiana (fampiasa taloha amin' ny feh [...]
Mitovy hevitra: kapoka iray ~ katroka iray ~ lasitra iray ~ navela tao ~ tsy misy fankaiza ~ tsy misy ivoasana [tohiny Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Teny iditra isy
Sokajin-teny   tenim-piontanana [firaketana]
Famaritana malagasy   Tsia, tsy... velively (teny atao noho ny [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   alas! no! [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   hélas! non! [Hallanger 1974]

Teny iditra isy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   nofo (hena, voankazo): Ny ampalibe laha be isy ijay (mamy ny ampaly raha izy be voany izay) [Tanala] [Rakotosaona 1972]
   nofo [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]
Fitovian-keviteny   hisy

Nohavaozina tamin' ny 2012/12/26