Teny iditra itadiavana (tady)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Ary iza no itadiavana ny harena, fa tsy ny vady aman-janaka? [2.298]
2Ady itadiavana izay ho mpifehy, ka lozan' izay lehilahy resin' ny hatsaran-tarehim-behivavy, fa eo amin' ny nofo no itoeran' ny heriny. [2.5]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : itadiavana, itadiavako, itadiavanao, itadiavany, itadiavantsika, itadiavanay, itadiavanareo, itadiavan', itadiavan-, itadiavam-, itadiava-
Ny lasa : nitadiavana, nitadiavako, nitadiavanao, nitadiavany, nitadiavantsika, nitadiavanay, nitadiavanareo, nitadiavan', nitadiavan-, nitadiavam-, nitadiava-
Ny hoavy : hitadiavana, hitadiavako, hitadiavanao, hitadiavany, hitadiavantsika, hitadiavanay, hitadiavanareo, hitadiavan', hitadiavan-, hitadiavam-, hitadiava-
Filaza mandidy : itadiavo
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/10/11