Teny iditra Italia
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Italy [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Italie [3.1]
Ohatra 
1Fifanekena ara-barotra tamin' Etazonia sy tamin' Italia. [2.270]
2Rehefa afaka volana vitsivitsy izahay, hoy izy, dia hiampita any Italia. [2.356]
Voambolana 
Mpanahaka  italianina
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30