Teny iditra itantarana (tantara)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Koa hitantsika amin' ireny santionany vitsivitsy ireny fa mba nanan-javatra azo itantarana azy ihany ny ntaolo. [1.318]
2Eo an-tokotanin'ny mpisoro na loham-poko no itantarana ny momba ny razana sy ny angano mbamin'ny hainteny isan-karazany. [2.606]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : itantarana, itantarako, itantaranao, itantarany, itantarantsika, itantaranay, itantaranareo, itantaran', itantaran-, itantaram-, itantara-
Ny lasa : nitantarana, nitantarako, nitantaranao, nitantarany, nitantarantsika, nitantaranay, nitantaranareo, nitantaran', nitantaran-, nitantaram-, nitantara-
Ny hoavy : hitantarana, hitantarako, hitantaranao, hitantarany, hitantarantsika, hitantaranay, hitantaranareo, hitantaran', hitantaran-, hitantaram-, hitantara-
Filaza mandidy : itantarao

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20