Teny iditra itena
Sokajin-teny   mpisolo anarana [firaketana]
Famaritana malagasy   [Taisaka] ianao [Rakotosaona 1972]
   Misolo ny olona itenenana raha tokana, ary tsy manaja, ifanaovan' ny olona tezitra, indrindra ny vehivavy. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   you (singular) used familiarly; often disrespectful [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   tu, toi; familier ou trivial [Hallanger 1974]

2010/05/23