Teny iditra itiavo (tia)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony itiavana [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Fa ny zavatra hafa no itiavo olona, fa ny fanjakana aza entina amin-kena-maso. [2.298]
2any lehilahy lasa izany, no mba itiavo azy koa, fa io no tenany no asian-tsoa, io no hazo tapaky ny sampy, vorona fanpva hena, velona fanovan' ny maty, ary akaiky amoizana ny lavitra. [2.347]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20