Teny iditra itoerana (toetra)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy To be abided in [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
 Où l'on séjourne [1.8]
Ohatra 
1Any Toamasina no itoerany (C'est à Tamatave qu'il habite, qu'il reste, qu'il demeure) [1.3]
2Eo ambony latabatra no itoeran' ny boky (Les livres sont placés sur la table, se trouvent sur la table) [1.3]
3Koa raha tsy miray hina hanohitra isika, dia ho levony mihitsy ny trano itoerana sy ny fananana, ary ho lasany ho babo ny tena sy ny fananana. [2.588]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : itoerana, itoerako, itoeranao, itoerany, itoerantsika, itoeranay, itoeranareo, itoeran', itoeran-, itoeram-, itoera-
Ny lasa : nitoerana, nitoerako, nitoeranao, nitoerany, nitoerantsika, nitoeranay, nitoeranareo, nitoeran', nitoeran-, nitoeram-, nitoera-
Ny hoavy : hitoerana, hitoerako, hitoeranao, hitoerany, hitoerantsika, hitoeranay, hitoeranareo, hitoeran', hitoeran-, hitoeram-, hitoera-
Filaza mandidy : itoero
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20