Teny iditra itomaniana (tomany (tany))
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fandikana frantsay  [Abinal 1888]
Endriteny 
itomaniana
itomaniako
itomanianao
itomaniany
itomaniantsika
itomanianay
itomanianareo
itomanian'
itomanian-
itomaniam-
itomania-
nitomaniana
nitomaniako
nitomanianao
nitomaniany
nitomaniantsika
nitomanianay
nitomanianareo
nitomanian'
nitomanian-
nitomaniam-
nitomania-
hitomaniana
hitomaniako
hitomanianao
hitomaniany
hitomaniantsika
hitomanianay
hitomanianareo
hitomanian'
hitomanian-
hitomaniam-
hitomania-
itomanio
Ohatra 
1Ny reniny no itomaniany (Il pleure sa mère) [Abinal 1888]
2Ny fanambadiana andihizana am-boalohany, fa itomaniana ao am-parany. [Dahle: Angano]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31