Teny iditra itorahana (toraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra Ariary efatra monja ny baolina dimy itorahana ny boatan-dronono folo mifanongoa. [2.332]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : itorahana, itorahako, itorahanao, itorahany, itorahantsika, itorahanay, itorahanareo, itorahan', itorahan-, itoraham-, itoraha-
Ny lasa : nitorahana, nitorahako, nitorahanao, nitorahany, nitorahantsika, nitorahanay, nitorahanareo, nitorahan', nitorahan-, nitoraham-, nitoraha-
Ny hoavy : hitorahana, hitorahako, hitorahanao, hitorahany, hitorahantsika, hitorahanay, hitorahanareo, hitorahan', hitorahan-, hitoraham-, hitoraha-
Filaza mandidy : itorahy, itoraho

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20