Teny iditra itsy
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy Enti-manondro zavatra na toerana akaiky somary an-tsisintsisiny: Ovay toerana itsy sary itsy / Omeo ahy itsy, ry Ikoto [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy that, not very close (in sight) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay celui-là, pas bien loin (visible) [Hallanger 1974]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Teny iditra itsy
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy (ialohan' ny "aoka" mandrakariva) entina mandrara tsy hanao zavatra, omban' ny sisi-kevitra manao hoe "raha manao dia mahita faisane": Aoka itsỳ fa sao mahita angano eo ianao [Rajemisa 1985]

2019/08/17