Teny iditra itsiana
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Ohatra 
1Nahoana hianao ry itsiana no mihevihevy toy ny nahandro vary an-keniheny? [2.131]
2izany teniko izany iky, ry itsiana, tsy iarahako misalahy amin' ny kilonga e! [2.857]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15