Teny iditra itsoahana (tsoaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra "Fotoana fanararaotana hitsoahana izao", hoy ny eritreritro. [2.4]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : itsoahana, itsoahako, itsoahanao, itsoahany, itsoahantsika, itsoahanay, itsoahanareo, itsoahan', itsoahan-, itsoaham-, itsoaha-
Ny lasa : nitsoahana, nitsoahako, nitsoahanao, nitsoahany, nitsoahantsika, nitsoahanay, nitsoahanareo, nitsoahan', nitsoahan-, nitsoaham-, nitsoaha-
Ny hoavy : hitsoahana, hitsoahako, hitsoahanao, hitsoahany, hitsoahantsika, hitsoahanay, hitsoahanareo, hitsoahan', hitsoahan-, hitsoaham-, hitsoaha-
Filaza mandidy : itsoahy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20